txy_luk_text_reg/23/11.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 11 Heroda vo reo miaramilany nanevateva an'i Jesosy sady nagnesoeso Anazy. Bak'eo dra nampiakazo Anazy lamba soa tarehy ereo dra nalefan'ereo nihery tagny amin'i Pilato Izy. \v 12 Fa i Heroda vo Pilato dra lasa mpinama tamin'gny androtr'io ( talohan'izay dra mpifahavalo ereo).