|
\v 63 Dra gny lelahy niamby an'i Jesosy dra nagnahihany dra nizerany Anazy. \v 64 Nasian'ereo sarona Izy dra nagnontany Anazy ereo, nizaka ho:''Maminania! Iza gny olo ze mazera Anao?''\v 65 Nizaka raha hafa maro hanohisy an'i Jesosy ereo, nizaka rasy Anazy. |