txy_luk_text_reg/08/26.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 26 Ereo dra nihazo gny farisin'i Gerasena,ze tandrifin'gny farihin'i Galilea.\v 27 Vo gny fa niakasy hagnegny an-tanety Jesosy, dra nifakatozy tamin'gny lelahy raiky avy lahatao an-tana ze nisy devoly. Vo fa ela izy gny sy niakazo, dra sy nipetraky tao an-tragno fa tegny amin'gny lolo.