txy_luk_text_reg/11/16.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 16 Gn'ilany nisapa Anazy dra nitalia famatara laha tagny an-dagnisy taminazy. \v 17 Nefa fatrasin'i Jesosy ze tao asain'ereo dra nizaka tamin'ereo Izy ho:''reo fazaka aby ze mizarazara dra ho rava, dra gny tragno ze mizarazara dra ho robaky.''