txy_luk_text_reg/05/36.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 36 Dra nanao fagnohara tamin'ereo koa Jesoay. '' Sy misy olo maniasy tapa-damba baka tamin'gny lamba vaovao dra mampiasa anizay ba hagnamboasy gny lamab rota. Raha manao anizay izy dra hanimba gny lamba vaovao, dra gny tapa-damba avy tamin'gny lamba vaovao dra sy hifagnaraky amin'gny lamba rota.