txy_luk_text_reg/05/08.txt

1 line
530 B
Plaintext

\v 8 Fa Simona Petera, raha vao nahita anizay, dra nandohaliky teo an-tombon'i Jesosy, nizaka ho:''Miala aminahy, fa lelahy mpanota zaho.''\v 9 Fa gaga izy, vo reo zay aby niaraky taminazy, nohon'gny haben'gny hazandrano ze azon'ereo. \v 10 Tao agnatin'izay Jakoba vo Jaona, zanak'i Zebedio, zay mpiara miasa amin'i Simona. Jesosy nizaka tamin'i Simona ho:''Ka matahosy , fa manomboky zao dra hagnarato olo anao.'' \v 11 Gny fa nandesin'ereo tegny an-tanety gny sambokelin'ereo, dra nagnenga gny raha aby ereo dra nagnaraky Anazy.