txy_luk_text_reg/05/04.txt

1 line
660 B
Plaintext

\v 4 Gny fa nisahatry nizaka Izy, dra nizaka tamin'i Simona Izy ho:''Andeso gny ho agny amin'gny rano laliky koa gny sambokely dra halasao gny haratondrareo ba ahazoandrareo hazandrano.''\v 5 Simona namaly Anazy dra nizaka ho:''Topo o, fa niasa gny hariva totolo zahay, fa sy nahazo dre ino dre ino, fa nohon'gny zakanao, dra ho halasako gny harato.''\v 6 Gny fa nataon'ereo zay, dra nahazo hazandrano maro dra maro ereo,dra nitriasy gny haraton'ereo. \v 7 Koa nanao fihesiky tamin'ereo namany ze tao agnatin'gny sambokely raiky hafa ereo fa ereo fa tokony ho avy dra hagnapy anazy reo. Dra avy ereo dra nameno gny sambokely ro, ka dra nanomboky niletiky ereo.