txy_luk_text_reg/14/04.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 4 Fa ereo dra nangina. Noho zay dra nirambesin'i Jesosy izy,dra nisitraniny, dra nalefany handeha.\v 5 Ho Izy tamin'ereo ho:''Iza amindrareo ze mana-zanaky lahy na agn'omby tafalasaky agnaty fatsakana amin'gny andro Sabata gny sy hisitina anazy aby hatragny ?''\v 6 Ereo dra sy nisy nahavita nagnome valiny an'ereo raha reo.