txy_luk_text_reg/11/05.txt

1 line
685 B
Plaintext

\v 5 Jesosy nizaka tamin'ereo ho:''Iza amindrareo gny hana nama,vo handeha ho agny aminazy amin'gny misasakaly, vo hanao aminazy ho:''Ry nama, ba ampindramo mofo telo zaho,\v 6 fa misy namako raiky vo avy lavisy,vo sy mana dre ino dre ino haroso anazy zaho.'\v 7 Dra mety hamaly anazy gny raiky tao antragno dra hanao ho:'Ka manangnelingnely anahy.'Fa mihily gny vatrangara,vo gny zanako, fa eo ampandrina, miaraky aminahy. Sy afaky misanga zaho hagnome mofo anao.'\v 8 Mizaka amindrareo zaho,fa dre dra sy misanga vo magnome mofo andrareo avo izy satria namany andrareo ,dra nohon'gny fikirizandrareo sy misy hegnasy,dra hisanga izy vo hagnome andrareo gny mofo aby ze taliavindrareo.