1 line
381 B
Plaintext
1 line
381 B
Plaintext
\v 20 Dra nizaka tamin'ereo draiky Pilato, nagniry gny hamotosy an'i Jesosy. \v 21 Saiky nitabataba fatrasy ereo, nizaka ho:''Homboy Izy, Homboy Izy.'' \v 22 Nizaka tamin'ereo fagnitelo izy ho:''Nanao akory, fa ino gny rasy vitan'itiho lelahy itiho? Sy nahita dre ino dre ino ze mendriky sazy famonoa tao aminazy zaho. Noho zay gny fa baka manafay Anazy, dra hamotosy Anazy zaho.'' |