txy_luk_text_reg/14/25.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 25 Dra vahoaky maro gny nandeha niaraky taminazy, dra nitoliky Izy dra nizaka anazy reo Ho:''\v 26 Raha misy amindrareo magnato Anahy vo sy makahala gny rany, gny reniny, gny valiny. gny zanany, reo rahalahiny vo reo rahavaviny, vo dre gny fiaignany avo, dra sy afaky gny ho ampianasy izy. \v 27 Dre iza dre iza sy milaza gny hazofizaliany dra magnaraky Anahy dra sy afaky gny ho ampianasiko.