txy_luk_text_reg/14/07.txt

1 line
540 B
Plaintext

\v 7 Gny fa sikirisin'i Jesosy gny fomba fisafilianan'ereo ze nasa gny toeram-bonignahisy, nanao fagnohara izy, nizaka tamin'ereo ho:\v 8'' Gny fa asa amin'gny lagnonam-panambalia andrareo, dra mipetraky eo amin'gny toeram-boninahisy, satria mety nisy olo nasay bo manam-boninahisy noho andrareo. \v 9 Gny fa avy gny olo ze nanasa andrareo,dra hizaka andrareo izy ho:'Omeo an'itiho olo-kafa itiho gny toeranao,'vo am-pahamegnara gny andehanandrareo hamozy gny toera,'dra am-pahamegnara gny andehanandrareo hamozy gny toera ambany indrindra.