txy_luk_text_reg/13/28.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 28 Hisy fitomagnia vo fikitroha-nify gny fa indro andrareo mahita an'i Abrahama, Isaka, Jakoba, vo gny mpaminany aby ao amin'gny fazakan'Agnahary, fa ho voaroaky agny ambaliky andrareo. \v 29 Ereo dra ho avy asignana, andrefa, avarasy, dra asimo dra hipetraky eo amin'gny latabasy gny fazakan'Agnahary.\v 30 Fatako zao, reo ze sy dra manan-daja gny ho volohany,vo reo ze tena manan-daja gny farany.''