txy_luk_text_reg/12/22.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 22Jesosy nizaka tamin'ereo pianany ho:'' noho izay dra zakako amindrareo, aza magnahy gny amigny aindrareo-izay ho hinindrareo, na gny momban'ny tegnandrareo izay ho tafindrareo . \v 23Fa gny aina dra mihoasy noho gny sakafo, dra gny tegna koa mihoasy noho reo fitafia.