\v 53 Tafaran'gny nialan'i Jesosy teo,dra nanohisy Anazhy gny mpanora-dalana vo gny Fariseo vo nialy hevisy taminazy mahakasiky gny raha maro,\v 54 sady niezaky gny hamandry Anazy tamin'gny zaka avo.