txy_luk_text_reg/14/21.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 21 Dra avy gny mpanompo vo nizaka tamin'gny topony reo raha reo . Bak'eo topon-tragno ory dra nizaka tamin'gny mpanompony ho:''mandehana malaky egny amin'ereo lalambe vo sakelidala eto an-tana dra andeso atoho gny mahatra,gny mandringa, gny poaky,vo gny kelemaina.'\v 22 Nizaka gny mpanompo ho:''Topa, fa vita ze nobaikonao, fa bo misy toera avo.''