txy_luk_text_reg/10/21.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 21 Tamin'io fotoa io avo dra nifily tokoa tao amin'gny Fanahy Masy izy,vo nizaka ho:''Midera Anao zaho,ry ray, Topon'gny lavisy vo gny tany,fa gny raha navoninao io tamin'gny hendry vo gny mana-say,vo nambara tamin'ereo sy manam-pahalala,manahaky gny zaza madiniky. Egny , Raiko, fa ze gny ankasitraha soa eo amasonao.''