txy_luk_text_reg/24/25.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 25Jesosy nizaka tamin'izy reo ho;''ry lelahy mola vo vosa saina vo mino ereo aby voazakan'ny paminany! \v 26Moa se sy nitaliavy ho an'i Kristy gny nizaly tamin'ireo raha reo, dra hilisy agny amigny voninahisy?'' \v 27Dra nanomboky tamin'i Mesesy dra hatramin'izao paminany aby, dra nadikan'i jesosy tamin'izy reo ao amigny sorasy masina gny momba gny tegnany.