txy_luk_text_reg/24/08.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 8Reo vehivavy dra nahasiaro reo zakany. \v 9Dra nihery tagny amigny lolo dra nizaka izay raha aby izay tamin'ireo raiky ambin'ny folo vo gny ambiny aby. \v 10Dra Mary Magdalena, Johana, Mary renin'i Jakoba, dra reo vehivavy hafa nindray taminazy dra nitatisy izay raha izay tamin'ireo apostoly.