txy_luk_text_reg/23/54.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 54Andron'ny fiomana tamin'izay, dra bo nazava rasy gny sabata. \v 55Reo vehivavy, zay nindray tamin'i Jesosy niala tao galilia, dra nagnaraky avy ao afara dra nahita gny lolo vo gny fomba nametraha gny fatiny. \v 56Nehery izy reo, dra nagnoma raha-magnisy vo menaky magnisy. Dra tamigny sabata dra nisahasy izy reo araky gny didy.