txy_luk_text_reg/22/63.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 63 Dra gny lelahy niamby an'i Jesosy dra nagnahihany dra nizerany Anazy. \v 64 Nasian'ereo sarona Izy dra nagnontany Anazy ereo, nizaka ho:''Maminania! Iza gny olo ze mazera Anao?''\v 65 Nizaka raha hafa maro hanohisy an'i Jesosy ereo, nizaka rasy Anazy.