txy_luk_text_reg/22/52.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 52 Jesosy nizaka tamin'gny lohan'gny mpisoro, tamin'ereo kapitenin'gny fiangona, dra tamin'ereo loholo ze avy hanohisy Anazy ho:''Avy manahaky gny hanambosy mpangakasy se andrareo, miaraky amy lefo vo langilangy?\v 53 Tamin'Izaho niaraky tamindrareo isan'andro tao am-piangona, sy nanambosy Anahy andrareo. Fa zao gny lerandrareo, vo gny fahefan'gny hezina.''