txy_luk_text_reg/22/49.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 49 Gny fa nahita gny raha-nisanga gny ze nagnodidy an'i Jesosy, dra nizaka ereo ho:''Topo, tokony hamely amin'gny sabasy se izahay? \v 50 Bak'eo gny raiky tamin'ereo namely gny mpanompon'gny mpisoronabe , dra nanapaky gny sofiny havana. \v 51 Jesosy nizaka ho:''apy zay!''Nikasihiny gny sofiny, dra nisitraniny izy.