txy_luk_text_reg/22/47.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 47 Raha bo nizaka Izy, indro, nisy vahoaky niseho, niaraky tamin'i Jodasy, raiky amin'ereo ro ambin'gny folo, nitariky anazy reo. Nagneky an'i Jesosy izy ba hagnoroky Anazy, \v 48 fa Jesosy nizaka taminazy ho:''Jodasy, mamaliky gny Zanak'olo amin'gny oroky se anao?''