txy_luk_text_reg/05/33.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 33 Dra ho ereo taminazy ho:''Reo mpianasin'i Jaona dra matetiky mifaly hany vo mivavaky, dra gny mpianasin'ereo Fariseo dra manao manahaky anizay koa. Kanrfa gny mpianasy dra mihina vo mino.''\v 34 Jesosy nizaka anazy gny ho:''Moa se misy olo mahavita mampifaly hany gny havan'gny mpagnakasy raha manahaky dra bo mitoesy eo amin'ereo gny mpagnakasy? \v 35 Fa ho avy gny andro ze hangala gny mpagnakasy eo amin'ereo , dra amin'izay andro zay dra hifaly hany ereo.'''