txy_luk_text_reg/05/01.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 1 Dra zao gny nisy, raha nitangoro nagnodidy an'i Jesosy gny olana dra niteno gny zakan'Agnahary, dra nisanga teo amoron'gny farihin'i Genesareta Izy.\v 2 Nahita Sambokely ro nizano teo amoron'gny farihy Izy. fa niboaky tao gny mpamita dra nanasa gny haratony. \v 3 Nilisy tao amin'gny raiky tamin'ereo sambokely Jesosy, zay an'i Simona, dra nangataky anazy ba handefa anizay egny amy rano lavidavisy gny tanety. Bak'eo dra nipetraky Izy dra nampianasy gny olo tegny ambalikin'gny sambokely.