txy_luk_text_reg/03/08.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 8 Noho zay . mamokara tegnany mendriky gny fibebaha , dra ka manomboky mizaka ao agnatindrareo ho:''zahay mana an'i Abrahama ho ranay,' fa mizaka andrareo zaho fa Zagnahary dra afaky mananga zanaky ho an'i Abrahama baka amin'itahoky vato tahoky.