txy_luk_text_reg/03/01.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 1 Ramy tao faha dimy ambinifolo nazakan'i Tiberie kaisara-fony pontio Pilato gny goveronoran'i Jodia, Herda dra mpanapaky tao Galilia, Filipo rahalahiny dra mpanapaky tao amy farisy Itoria vo Trakonitisy , dra Lysania dra mpanapak'i Abilena, \v 2 nandrisy gny fisorognam-ben'i Aniasy vo Kaiafa-dra avy tamin'i Jaona zanadahin'i Zakaria tagny agn'efisy gny zakan'Agnahary.