txy_luk_text_reg/01/36.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 36 Indro, Elizabeta havanao dra nitoe-zaza lahy avo koa dre dra tamy fahaterany avo. Fa faha enim-bola gny anazy zao, izy gny nitokavy hô momba. \v 37 Satria sy misy raha sy ho azo taterahy amin'Agnahary.'' \v 38 Ho i Maria:''Tihôky izaho gny mpanompovavin'gny Topo. ao ho tateraky aminahy zay araky gny hafasinao.'' Dra niala teo aminazy gny azely.