txy_luk_text_reg/01/21.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 21 Dra gny vahoaky sasa-niamby an'i Zakaria. Gaga nohon'gny fizanognany maharisy tao anm-piangona ereo. \v 22 Fa gny niboaky izy , dra sy afaky niresaky tamin'ereo . Dra fatasin'ereo fa nahita fahita izy tamy tao am-piangona. Nanao baiko moana tamin'ereo izy dra nizano ho moana. \v 23 Dra gny fa avy gny andro ahataperan'gny fanompoany, dra lasa noly tagny an-tragnony izy.