txy_luk_text_reg/01/18.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 18 Dra Zakaria nizaka tamin'gny azely ho:''Nanao akory gny ahalalako anizay? Fa zaho fa anti-dahy dra gny valiko dra tena fa atisy.''\v 19 Dra hoy gny azely namaly vo nizaka taminazy:'Izaho gny Gabriela, gny misanga eo anatrehan'Agnahary. Dra voairaky zaho ba hizaka aminao, hinday anizao vaovao soa zao aminao. \v 20 Koa indro! Ho moa anao, dra sy afaky hizaka, mandra-piavin'gny andro hisehoan'ereo raha reo. Satria sy nino gny zakako anao, zay ho tateraky amy fotoa voafarisy.''