txy_luk_text_reg/01/11.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 11 Dra nisy azely gny Topo niseho taminazy dra nisanga teo ankavanan'gny alitara nisy gny amboky magnisy. \v 12 Gny fa nahita anazy i Zakaria, dra natahosy vo heniky gny tahosy izy. \v 13 Fa hoy gny azely taminazy:''Ka matahosy , ry Zakaria, fa nitenoanao gny vavakao. Hitoe-zaza lahy aminao Elizabeta valinao. Jaona gny ataonadrareo agnarany.