txy_luk_text_reg/09/34.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 34 Teo am-pizakany zay izy,dra nisy raho avy nanarona anazy reo,dra natahosy ereo gny fa nilisy tao amin'gny rahona.\v 35 Nisy feo niboaky laha tagny amy rahona, nanao ho:''Itiho gny Zanadahiko ,gny raiky ze voafily; tenoy Izy.''\v 36 Gny fa nizaka gny feo,dra Jesosy raiky gny hita teo. Nita gny fahanginany ereo vo sy nizaka tamin'iza dre iza tamin'izay andro zay gny momba ze hitan'ereo.