txy_luk_text_reg/01/64.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 64 Dra niaraky tamin'izay dra nisokaky gny vavany dra nala gny lelany. Nizaka izy dra nidera an'Agnahary. \v 65 avy teo amin'ereo aby nagnodidy anazy gny tahosy. Dra niely eraky gny tana agnevon'i Jodia gny raha-niseho teo aby. \v 66 Dra reo aby nahare gny dra mandray anio tao am-pony , dra nizaka ho:''Hazary ino itiho zaza itiho ity?''Fa momba anazy gny tagnan'gny Topo.