txy_luk_text_reg/12/20.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 20Fa Zagnahary nizaka taminazy ho:'' ralelahy mola. androany hariva gny fagnahinao gny hala aminao, dra ireo raha izay namagninao, ho an'iza reo?'' \v 21Izay gny olo izay manango harena ho an'ny tegnany dra sy manakarena manoloana an'i Zagnahary.''