txy_luk_text_reg/07/41.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 41 Jesosy nizaka hô:''Nisy mpampi-bola nana mpitrosa rô lahy. Gny raiky dra tokony andoa dima-zato denaria, gny raiky dimam-polo.\v 42 Gny fa sy afaky nandoa anizay taminazy ereo, dra samy nangany izy rô lahy. Noho zay , iza amin'ereo rô lahy gny ho tia Anazy koa?''\v 43 Simona namaly Anazy dra nizaka hô:''Heveriko fa gny namoizany be.''Dra hô Jesosy taminazy hô:''Mary gny fisaranao.''