txy_luk_text_reg/07/36.txt

1 line
619 B
Plaintext

\v 36 Dra gny raiky tamin'ereo Fariseo nanasa an'i Josesy hisakafo miaraky taminazy. Dra gny fa baka nilisy tao an-tragnon'gny Fariseo Jesosy, dra nipetraky hihina teo amy latabasy.\v 37 Indro, nisy ampela tao an-tana ze mpanota. Dra gny fa nahasikarisy izy fa nipetraky teo amin'gny latabasy tao an-tragnon'gny Fariseo Izy, dra ninday tavoara alabastara feno menaky magnisy izy.\v 38 Dra raha nisanga tafarany mariny teo gny tombony izy,dra nitomagny , dra nanombiky nandeha gny tombony tamin'gny ranomasony, dra nifafany tamin'gny volo-dohany reo sady nagnoroky gny tombony dra nagnososy reo tamin'gny menaky magnisy.