txy_luk_text_reg/07/33.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 33 Fa Jaona mpanao Batisa avy sy nihina mofo dra sy nino divay, dra ho andrareo ho:''Misy devoly izy.'\v 34 Gny Zanak'olo avy nihina vo nino , dra ho andrareo ho:''Hatio , fa tia-hany vo mpino Izy, naman'ereo mpamory hetra vo mpanota!''\v 35 Fa gny fahendre dra voamary amy zanany aby.''