txy_luk_text_reg/07/31.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 31''Amigny ino, dra gny afahako mapitaha gny olo amigny taranaky tiky? manahaky gny ino moa izy reo? \v 32Manahaky gny mota mihira egny asena izy reo, izay mitoboky vo mifapitoka dra mizaka ho:''' nisoaky sidina ho andrareo izahay, dra sy nisizaky handrareo. Nanao hira fisogan ho andrareo izahay, dra sy nitomagny handrareo.