txy_luk_text_reg/07/29.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 29(Gny nahare izay gny olo aby, agnisan'izay reo pamory hetra, dra nizaka fa marina Zagnahary, satria natao batisa tamigny batisan'i jaona izy reo.\v 30Fa reo fariseo vo reo pahay lalana Jiosy koa nanda gny tazon'iZagnahary ho an'ny tegnan'izy reo, satria sy nataon'i Jaona batisa.)