txy_luk_text_reg/07/21.txt

1 line
543 B
Plaintext

\v 21Dra tamin'izay ora izay dra nahasitrany olo maro tamigny arety vo fahoria dra fanaitay avy amin'ireo fagnahy rasy izy, dra olo poaky maro gny napahitany. \v 22Jesosy namaly dra nizaka tamin'ereo ho:'' gny avy nandeha tamigny lalandrareo handrareo, tatero amin'i Jaona izay hitandrareo vo rendrareo. Nahirasy gny poaky, nandeha gny malemy, reo nalio gny boka, nahare gny maregny, nisanga-ko velo velo gny maty, dra nizaka gny filazasara gny olo agnatin'ny sy fahapia. \v 23Sambasy gny olo izay sy misahasy gny mino anahy nohon'ny ataoko.''