txy_luk_text_reg/07/16.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 16Nandresy anazy aby gny tahosy, dra nanohy nidera an'i Zagnahary hatragny izy reo, nizaka ho:'' paminany lahibe gny nasanga eto amisika'' dra ''Zagnahary nisizo gny olony.'' \v 17Vaovao momban'i Jesosy dra niely nanera an'i Jodia vo ireo farisy magnodidy aby.