txy_luk_text_reg/07/11.txt

1 line
692 B
Plaintext

\v 11Tafaran'izay, dra nandeha tagny amigny tanana atao ho Naina i Jesosy, dra nindray taminazy reo pianany vo ireo vahoaky maro be. \v 12Gny nagneky gny vavahadin'ny tanana izy, ingo, nisy lelahy raiky fa maty nandesy niboaky, zanaky lahy tokan'ny reniny (izay pindaitegna), dra vahoaky maro be avy ao amigny tanana gny nindray taminazy. \v 13Nony nahita anazy gny tompo, dra hagnome tanteraky anazy dra nanao taminazy ho:''ka mitomagny.'' \v 14Avy eo dra niakasy izy dra nisapa gny vata izay nandesananazy reo gny raza, dra nizano ireo ninday izay. Hoy izy ho:''Ry tovolahy, hoy zaho aminao, miaregna.'' \v 15Dra niary gny maty dra nanomboky nizaka, dra Jesosy nanolosy anazy amigny reniny.