txy_luk_text_reg/07/09.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 9Gny fa nahare izay Jesosy, dra talazo taminazy izy, dra nitoliky tamin'ireo vahoaky izay nagnoriky anazy dra nanao ho:''zakako amindrareo, fa na dre tagny Israely aza sy nahitako finoa manahaky anizao.'' \v 10GNy fa nihery tagny an-tragno ireo izay nirahy, dra nahita fa salama soa gny panopo.