txy_luk_text_reg/07/06.txt

1 line
618 B
Plaintext

\v 6Dra nanohy gny lalanynindray tamin'izy reo Jesosy. Fa gny bo sy lavisy gny tragno izy, dra nandfa namana gny kapiteny nizaka taminazy ho:''tompo o,ka manahira-tegna hanao, satri sy mandriky hidiranao ao ambanin'ny tafo-tragnoko zaho. \v 7Noho izay dra sy nihevisy gny tegnako ho mendriky hagneo aminao zaho. fa mizaka zaka raiky avo dra ho sitrany gny panopoko. \v 8Dra satria izao koa dra lelahy izay ambany fahefa, manana maramila ao ambaniko koa. Hoy zaho amin'ity raiky tiky ho:''mandehana, dra mandehana izy, dra amigny raiky hafa:''avia, dra tamy izy, dra amigny panopoko ho:'' atovy tiky dra ataony izay.''