txy_luk_text_reg/07/02.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 2Dra nisy kapiteny raiky nana mpanopo izay tena nazainy, dra narary vo fa mariny ho maty izy. \v 3Gny nahare gny momban'i Jesosy gny kapiteny, dra nagniraky loholon'ny Jiosy ho agny aminazy izy, hangataky anazy ba hoa avy dra hagnasitrany gny panopony. \v 4Dra gny avy teo amin'i Jesosy ereo , dra nangataky fatrasy taminazy, nizaka ho:''mendriky gny hanovanao izay hon'azy izy, \v 5Satria tiany gny firenenay, dra izy gny nagnamboasy gny Synagoga hon'any.''