txy_luk_text_reg/06/35.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 35Fa tiavo gny fahavalondrareo dra manova gny soa ho nazy reo. Mampindrama dra ka mandigny valiny dra ho lahibe gny valisoandrareo dra ho zanaky gny avo indrindra handrareo, fa izy tegnany dra soa fagnahy amin'izay sy misaotra vo gny olo sary fagnahy. \v 36Manana famin-drapo manahaky gny babandrareo mpamindra fo.