txy_luk_text_reg/22/45.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 45 Dra gny fa nisanga baka nivavaky Izy, dra nangnangny amy mpianasy , dra nahita anazy reo nandry nohon'gny alahelon'ereo ,\v 46 ka nagnontany anazy reo ho:''Nanao akory gny mandry andrareo? Misangana dra mivavaham ba sy hilirandrareo amy fakam-pagnahy.''