txy_luk_text_reg/01/34.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 34 Hoy Maria tamin'gny azely :''Nanao akory gny hisehoan'izay ,fa bo sy niara-nandry tamy lelahy zaho?''\v 35 Gny azely namaly vo nizaka taminazy hô:''Hirosaky aminao gny Fanahy Masy , dra gny herin'gny Avo indrindra gny ho avy aminao. Ka gny masy ho teraky dra ho tokavy hô Zanak'Agnahary.