1 line
317 B
Plaintext
1 line
317 B
Plaintext
\v 11Fa izay hafasy izay dra manahaky gny sy nisy dikany tamin'ireo apostily, dra sy nino reo vehivavy izy reo. \v 12Kanefa nisanga Petrea, dra nilomay nagnegny amigny lolo, dra niondriky vo nagnety tao, dra nahita reo lambam-paty nitoka. Dra petera noly tagny atragnony, nagnotany tegna gny amin'izay raha-nitranga. |